Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Jolay, 2018
Inona no nanjo ny zo niomerika nandritra ny fito taona lasa? Hilaza izany aminao ny andiany faha-300 amin'ny Tatitry ny Olon-tsotra Mpampiasa Aterineto

Amin'ity herinandro ity, miverina mijery ireo fito taona nandrakofana ny vaovao maneran-tany momba ny zo niomerika ho fankalazana ny andiany faha-300 nosaratanay izahay!
Ny toetry ny fikatrohana Kiorda
Sarotra hazavaina ny fihemoran'ny feo Kiorda, saingy mety noho ny tranonkala Kiorda eo ambany fanafihan'ireo mpijirika isan-karazany no antony ampahany lehibe amin'ny fihenan'ny fibilaogina.
Netizen Report: Mitohy ny fitondran'i Erdogan dia mbola ho voahenjika izany ireo mpanao gazety — mpandika teny ve no manaraka?
Atolotry ny Advox Netizen Report ny tatitry ny fanamby, fandresena, fironana misongadina momba ny zo an'aterineto manerana izao tontolo izao.
Fijoroana Kiorda: vaovao isan-karazany
Manohy mitantara ny zava-niainany tamin'ny fampianarana tao Avaratr'i Iraka/Atsimon'i Kurdistan i Talk about the Passion. Miteny mafy i Thunder ao amin'ny toerana onenany ankehitriny ary misy voalavo ao aminy, saingy toa mankafy ny fitoerany izy ary hankalaza ny herintaona nampianarany tao Kiordistana.
Mitendry i Torkia….ny fifaninanan-kira Eurovision
Na dia mbola misy aza ny hetsi-panoherana ny filoham-pirenena manerana an'i Torkia, dia nieritreritra aho fa amin'ny lahatsoratra amin'ity herinandro, mety tsy hitovy hevitra amin'ny vinavina somary lehibe kokoa sy mampiala voly eo amin'ny kolontsaina Tiorka isika .... ny Fifaninanan-kira Eurovision!
Miditra ao anatin'ny vanim-potoanan'ny lehilahy mahery i Torkia
Amin'ny fitsapana farany amin'ny fahaizany mitarika, avy nanaporofo indray ny antony mahatonga azy ho mpanao politika manana ny heriny indrindra ao Torkia sy mpitarika manana vahana indrindra eo amin'ny fitantanana hatramin'ny andron'i Mustafa Kemal Attaturk ny filoha Recep Tayyip Erdogan. Tsotra fotsiny: efa nivonona hanao izay rehetra tokony atao izy.