Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2015

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Novambra, 2015

Tongasoa Eto Amin'ny Hetsika #StandwithRussia (Mijoro miaraka amin'i Rosia)

Momba ny fampitàna amin'i Tiorkia ny fahatsapan'izy ireo ny fanafihana natao an'ilay Su-24 tany ampiandohan'ity herinandro ity, nampiseho fahaizana mamorona ireo Rosiana mpampiasa aterineto.

Tononkalom-behivavy Iray Ho An'ny Mpitsoa-ponenana Syriana Namoy Ny Ainy Niampita Ny Mediteranea — Anisan'izany Ny Anadahiny

"Raha afaka mampisy tetezana fangorahana ho azy ireo, amin'ny alalan'ny tononkalo aho, dia hiteraka tantaram-pahombiazana mahery vaika izany."

Tian'ny Mpiserasera ao Torkia Hotazonina ny #SilvanUnderAttack taorian'ny fanafihana tao Parisy

Ry Fampitam-baovaonay mamirapiratra, indrisy fa marina ny #ParisUnderAttack [Parisy tratran'ny fanafihana], ahoana ny amin'ny #SilvanUnderAttack [Silvan tratran'ny fanafihana]?'

Namerina ny Antoko Maro An'isa Ho Eo Amin'ny Fitantanana Ny Fifidianana Naverina Tao Tiorkia

Tamin'ny ankamaroan'ireo vato nisaina tamin'ny fifidianana tao Torkia, tafaverina teo amin'ny fahefana ny antokon'ny fitondrana AKP izay nahazo ny maro an'isa. Raha nanao fankalazana ny antokon'ny fitondrana, nifandona tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana tao an-tanàna maro mponina Kiorda ao Diyarbakir kosa ny polisy.

Mikatona ny birao fandatsaham-baton'ny fifidianana ankapobeny fanindroany andrandrain'i Torkia fatratra amin'ity taona ity

Miandry ny vokatry ny fifidianana ankapobeny faharoa nitranga tao anatin'ny dimy volana hikirizan'ny antoko AKP misy ny filoha Erdogan hahazoana ny maro an'isa i Torkia amin'izao fotoana izao.