· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Febroary, 2019

Torkia: Ny fanitsakitsahana ny fahalalaham-pitenenana amin'ny aterineto

GV Mpisolovava  16 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Torkia, ilay demaokrasia maoderina izay mirehareha amin'ny maha-fanjakana laika azy na dia eo aza ny tsindry goavana avy amin'ny Islamista fondamentalista dia indrisy anefa fa tena mavitrika amin'ny famerana ny fahalalaham-pitenenana an-tserasera ity firenena ity. Nosakanana tao amin'ny firenena...

Thailandy: Voasakana ny WordPress.com

GV Mpisolovava  13 Febroary 2019

Miala tsiny. TOT Plc., amin'ny maha-fikambanana ho an'ny vahoaka Thailandey azy, dia nametra ny fidirana amin'ity tranonkala ity satria misy votoaty, lahatsoratra, ary/na sary tsy mendrika ka misy fiantraikany amin'ny sain'ny vahoaka Thailandey  manerana ny firenena izany ka tsy azo ekena. "

Voasakana tao Tiorkia ny Slide

GV Mpisolovava  04 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosakanan’ny fitsarana Tiorka ny fidirana amin'ny Slide, ilay mpamorona ny fafana ao amin'ny tambajotra sosialy, noho ny “fandefasana sary sy lahatsoratra izay heverina ho manevateva an'i Ataturk.” . Nanambara ny Slide tao amin'ny fanamarihana ho an'ny mpisera Slide ao...