Tantara mikasika ny Tiorkia tamin'ny Aogositra, 2017
Fitetezana Ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda
[...] voampanga ho niray tsikombakomba tamin'ny ady heloka bevava sy fandripahana olona tamin'ny fivarotana vokatra simika tamin'i Iràka (nefa nahafantatra fa mety ho ampiasain'i Saddam Houssein izany mba hanaovana fanafihana amin'ny entona misy poizina) [...]
Tiorkia: Am-panoratana Mikasika Ny …. Sakafo Sy Ny Mozika
Ndao hiresaka mikasika ny sakafo sy mozika Tiorka: ireo fahafinaretana tsotra azo amin'ny fihinana mofo miaraka amin'ny menaka ôliva vao, ny tantaran'ny zavapisotron'ny firenena Tiorka, Raki, ary ny fitovian'ity fRaki ity sy ny henabaolina.
Kurdistance: Vaovao Farany Momba Ny Tetikasa ONG
Ok, angamba ratsy fipetraka ny lohateny ny lahatsoratra androany, saingy milaza ny tetikasa ONG ireo mpaneho hevitra rehetra... ary hanome rohy fanampiny mikasika ireo tetikasa hafa ONG Kiorda ho anao ihany koa aho.
Kurdistance: Mangingina
Miala tsiny noho ny fiadan'ny herinandro, na izany aza, raha te hamaky resadresaka mahaliana momba ny natioran'i Kurdistan ara-jeografika ianao, jereo ireo fanehoan-kevitra farany ao amin'i Kurdistance.
Herintaona Aty Aoriana: Nahoana No Mbola Anaty Fantsona Foana Ny Hazalambo Ao Tiorkia

"Tena loza tokoa ny nitranga tany Tiorkia, vao mainka lasa loza be noho ny filazan'ireo feo mavesatra indrindra rehefa miteny, zavatra ratsy tamin'ny fotoana ratsy."