Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Janoary, 2020
Satria nifarana ny taona 2019, misaotra anao ry Global Voices!
Fankasitrahana amin'ny fahaiza-mamorona, fahalalahan-tànana ary ny asa mafy avy aminareo!
Fampahafantarana ny Filankevitry ny Vondrompiarahamonina GV 2020
Manomboka ny endrika 2.0 an'ny Filankevitry ny Vondrompiarahamonina isika! Fantaro ireo zavatra niova ary midira dieny izao na havaozy ny fandraisana anjara!
Taona enina taorian'ilay famoretana nahafaty olona natao an'ilay fitokonan'ny mpiasa amin) orinasa mpanao akanjo tao Kambodza, tsy antenaina intsony ny fitsaràna hoy ireo fianakaviana
" Toa tsy mbola manangasanga eny amin'ny faravodilanitra raha izay rariny izany, na toy ny mitady fanjaitra ao anaty fanambanin'ny ranomasina. Tsy mbola nahita izay mangirana momba ny rariny ho anay izahay."
Taratasim-baovao RV: tati-baovao manadihady ny fiantraikan'ny halalintsaina voatrolombelona amin'ny zon'olombelona aty atsimo ankapobeny
Manolotra ny fehin'ny lahatsoratray am-bilaogy miresaka ny endrika rehetra amin'ny fampiatiana nomerika sy ny fandraisana fitaovana nomerika ary ireo fomba sy hirika ho an'ny vondrom-piarahamonina handray anjara feno an-tserasera ny taratasim-baovaonay
Nahintsana tamin'ny Amboaran'i Afrika i Togo taorian'ny fanafihana nahafatesana olona
Nahintsana tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny CAN ny ekipam-pirenen'i Togo taorian'ny fanafihana mahafaty olona nihatra tamin'ny valalamanjohy mitondra ny ekipa tany Cabinda, faritra iray ahitana herisetran'ny mpisintaka. Amin'ireo tsikera be dia be mankany amin'ny governemanta angoley, amin'ny manampahefanan'ny Football afrikana, sarotra ny fanontanian'ireo tôgôley.
Maninona i Tiorkia no tsy mitsabaka ao Siria ?
Efa nandany fepetra ahafahan'ny tafika miditra an-tsehatra i Ankara. Tsy mbola miditra amin'ny famonjena an'i Kobané foana anefa ny tafika tiorka. Nahoana?
Ho ela velona i Večerníček: Ilay antso maharitry ny seho fahitalavitra Tsheky 55 taona ho an'ny kilonga
Tsy niova ary lasa ifankafantarana mandritra ny fahazazana ho an'ireo Tshekoslaovaky an-tapitrisany tamin'izany fotoana izany ny fandaharana ary ifankafantaran'ny Tsheky indray amin'izao fotoana.
Fifidianana Filoham-pirenena Taiwan
Manatontosa fifidianana ho filoham-pirenena i Taiwan amin'ny faha-11 ny volana janoary 2020 hamaritra indray ny ho fandehan'ny zotrany ara-politika sy ara-toekarena ao anatin'ny efa-taona. Taorian'ny enimbolana nirotahana ara-politika tao Hong Kong izay nisy fiantraikany amin'ny hevi-bahoaka ao amin'ity nosy ity, tonga ao anatin'ny fotoana saropady ny fifidianana ary maneho ny fisrahana lalina...
Ady amin'ny torohay diso any amin'ireo fiteny tsy tsara tohana; lesona avy amin'ny lafivalon'ny tany
Nisy kaonferana "webinar" iray nandalinana ny fomba mahatonga ireo vondrompiarahamonina ara-piteny izay tsy manana fitaovana sahaza ho lasa anjorom-bàla amin'ny fidirana maka ireo tohana tokony hananana ny fahaizana mifehy ny haino-vaky-jery ary ny ady atao amin'ny fanelezana vaovao / torohay diso.
#WithSyria (Miaraka amin'i Siria) mba hitsahatra ny fandarohana baomba an-jambany ny sivily siriàna
Sonia 100.000 no kendren'ny fanentanana #withSyria (miaraka amin'i Siria) ho azo mba ho henoin'ireo mpitondra erantany ny feony, ka mba hihetsika izy ireny hampitsaharana ny daroka baomba tsy mitsahatra atao an-jambany amin'i Siria.