Imanoela Fifaliana · Mey, 2017

Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Mey, 2017

Syria: Manangona Fanohanana Eran-tany ny Fitorevahana Virtoaly

Raha miditra amin'ny fahavalon'ny volana nisiany ny fikomiana ao Syria, mihatia mamorona ireo mpikatroka mafana fo mba hahazoany antoka fa tsy hitsahatra ny fifantohana eran-tany mankany amin'ilay zava-mitranga. Mangataka ny tsirairay mba hampiakatra lahatsary ho fanehoana ny firaisankina amin'ireo Syriana mpanohitra ny hetsika fisantarana iray avy amin'ilay Tambajotram-baovao malaza, Sham.

31 Mey 2017

Avy amin'ny Tontolon'ny Blaogy Jordaniana

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2005) ”Fihaonamben'ny Jordan Planet Voalohany tao Amerika Avaratra” avy amin'i Jameed ”Fihaonan'ny Jordaniana Mpitoraka blaogy Tamin'ny Novambra” avy amin'i Roba Al-Assi Koa satria efapolo isan-jaton'ireo Jordaniana mpitoraka...

27 Mey 2017

Sodàna: Halabato Voarakitra Anaty Lahatsary?

Misy lahatsary iray ety anaty aterineto mampiseho hala-batom-pifidianana tao Sodàna. Nahiliky ny Kaomitim-Pifidianana Sodaney ny fiheverena hoe nisy ny hosoka tamin'ny fifidianana. Asehon'ilay lahatsary ireo manampahefana manesika vatom-pifidianana ao anaty vata. Ambaran'ireo vondron'ny mpanohitra fa porofoin'ilay lahatsary ny fiampangàna nataon-dry zareo momba ny fisian'ny hosoka nataon'ny antoko eo amin'ny fitondràna, ny Antokon'ny Kaongresy Nasionaly (NCP)

25 Mey 2017