Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Jona, 2016
Tranonkala Malaza Momba Ny Fanatanjahantena Tao Ozbekistàna; Nikatona Taorian'ny Resabe Teo Amin'ireo Mpankafy
"“Ny baolina kitra sy ny fandraharahan'ny show-biz no hany sehatra amelàna sy andeferana ny fanakianana. Ary ankehitriny, na eto aza, efa atombok'izy ireo ny fanakendàna ny feon'ny olona."
Famokarana Ny “Les Miserables”: Noho Ireo Fitarainana, Nesorin'i Singapaoro Ny Orok'ireo Lehilahy Roa
"Tsy dia misy dikany loatra io miohatra amin'ny fandresena ny tsy fahalalàna sy ny fisaritahana noho ny fahatsapàna iraisan'ny maro sy ny fahaizana mandinika."
Mampanantena Ireo Shinoa Manampahefana Ao An-toerana Fa Tsy Hamela Ny Fanatanterahana Fetiben'ny Hena Alika Ao Yulim Amin'ity Taona ity
"Tsy soatoavina Tandrefana ny fanehoana ny maha-olona manoloana ny biby. Efa nanana lalàna manohitra ny fampijaliana biby i Shina hatramin'ny Fanjakan'ny ankohonana Qing."
Mihetsika Mba Hitondra Ny Anjara Birikiny Amin'ny Fampandrosoana An'i Madagasikara Ireo Zanaka Ampielezana
Mivory ao Aix-en-Provence ny malagasy zanaka ampielezana ny 8 ka hatramin'ny 10 jolay 2016 ho avy izao mba hifanakalo hevitra mikasika ny hoavin'i Madagasikara.
Olana Ao Trinidad Sy Tobago? Manorata Amin'ny Mpanjakavavy!
Tezitra noho ny haavon'ny heloka bevava ao amin'ny firenena ny olompirenena iray ka nanoratra ho an'ny Mpanjakavavin'i Angletera mba hitady fanampiana. Namorona tenifototra iray ireo mpampiasa media sosialy.
Rehefa Tsy Mahita Asa Ireo Mpifindramonina Ao Espaina, Mihazakazaka Mivarotra Labiera Eny Amoron-dalana Ny sasany
"Tsy tiako ny mivarotra labiera,, saingy mila vola ho alefa [ho an'ny fianakaviako] aho."