Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Desambra, 2021
Maka sary an-tsaina ny endrika taotranon'ny abidy ao Karaiba
Ho fandraisany anjara amin'ilay fanamby "36 Days of Type" anaty tambajotra, nanapaka hevitra ilay Trinidadiàna mpamorona endrika, Nicholas Huggins, ny hamorona ABIDY ho an'ny maso, niainga avy amin'ny taotrano ao amin'ny faritra.
Mya Hnin Ye Lwinn, mpilalao sarimihetsika ao Myanmar, manazava ny antony nanjohiany ny mpanohitra
"Tsy misy dikany ny fahasahiranana sedrainay isanandro raha ampitahaina amin'ny an'ireo namoy ny ainy, ireo izay nogadraina na namoy havana."
Fanavaozana ny Uyghur: Ny tanjaky ny fifampiresahana anaty tambajotra mba hitahirizana ny fiteny
Na olona 10 tapitrisa mahery aza no mampiasa azy ao Shina, mbola sahirana miditra amin'ny tontolo maoderina sy mandingana ireo sakana mavesatra ary ny fandevonana azy ny fiteny Uyghur.