Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Mey, 2018
Kamerona: Fanehoankevitra Tamin'ilay Fifidianana An'i Obama
"4 taona lasa izay, tsy fantatr'izao tontolo izao i Obama, nandrasa ny anarany tamin'ireo mpanao gazety, ankehitriny lasa filohan'ny firenena matanjaka indrindra erantany izy. Ity fifidianana ity, ity fiakarana haingana dia haingana ity dia manaitra antsika zanak'i Afrika, satria na eo aza ny fijaliana sy ny tsy fananana asa iainantsika, mila mitazona ity ''fahasahiana manantena'' ity toa an'i Barack isika.''
Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."
Venezoelà : Fandefasana ny Zanabolana “Simon Bolivar”
Ry mpifidy, amin'ny andron'ny fifidianana, rehefa irery miaraka amin'ny sainao iny ianao, tsarovy fa ankehitriny, avy eny amin'ny habakabaka eny, mitazana anao ilay Mpanafaka.
Etazonia: Manoratra Blaogy Avy Any Amponja
Ny famakiana boky, ny filalaovana karatra na ny fakàna maripahaizana vaovao, no torolalàna nomena mba hiatrehana ny famonjàna.
Madagasikara: Manome Aina Indray Ny Nofinofy Amerikana i Obama
Tsy isalasalàna fa tena lavitra an'i Etazonia i Madagasikara saingy maha-romotra ao koa ny tazom-pifidianana. Saintsainin'ireo blaogera malagasy sasantsasany ny antony anarahan'izy ireo am-pahalinana ny fifidianana amerikana ary ny hoe midika inona ho azy ireo ny filoha Obama.
Irana: “Niandry 40 Taona Ireo Amerikana. Ary Isika?”
Blaogera iraniana marobe no naneho hevitra tamin'ny fandresen'i Obama, tamin'ny fampitahana ny demokrasia amerikana sy ny toe-javatra ao Iràna tamin'ny 2008.
Ny Fahamarinana Sy Ireo Vokany
Ny zavatra voalohany nanaitra ahy rehefa nandalo teo anoloan'ny Sendikàn'ny Gazety aho, vao tsy ela akory izay tamin'ity herinandro ity, mba hanongilan-tsofina hihaino ny fihaonan'ireo blaogera ejiptiana, dia ny fisian'ireo fiaraben'ny Fiarovana Foibe nihantsona manodidina ny zoron-dalana rehetra
Blogenyo, Tantara An-tsary Ety Anaty Tranonkala, Momba ny Tontolom-bilaogy Filipiàna
Manolotra blaogy tantara an-tsary ety anaty tranonkala vao natombony i Tonyo Cruz izay mirotsaka ao amin'ny tontolom-bolongana Filipina. Mitady ny haniratsira ireo zava-nitranga, zava-miseho, adihevitra, sy olana ilay tantara an-tsaryBlogenyo vao natomboka vao haingana io ary malaza eny anivon'ireo blaogera Filipina.
Antilles Frantsay-Gaza: Ankivy Ara-toekarena Ataon'i Israely Ve?
Amin'ny fomba isankarazany, maneho ny firaisankinany amin'ireo mponina ao Gaza ireo Antilles frantsay sy ny ao Karaiba hatramin'ny fiantombohan'ny ady.
Lahatsary Ho An'Ireo Jamba
Ankehitriny vokatry ny teknolojia, tsy hisy intsony atsy ho atsy ireo sembana amin'ny fahitàna sy fandrenesana ho voahilikilika noho ny tsy fahafahany mampiasa solosaina.