Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Mey, 2013
Fiambenan'ny Media Sosialy Ny Fifidianana Manan-tantara Ao Pakistana…
Satria miha-manantona ny tetezamitany demokratika voalohany eo amin'ny fitondràna i Pakistana miaraka amin'ireo fifidianana manan-tantara ho an'ny firenena afaka andro maromaro, amporisihan'ireo media sosialy ny vahoaka Pakistane mba handray anjara mavitrika amin'ny fifidianana.