Tonga ao Trinidad & Tobago ilay sosona COVID-19 avy any amin'ny Fanjakana MitambatraVinavinaina ho mora mifindra in-50 hatramin'ny 70 isanjato ilay sosona vaovaoMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Imanoela Fifaliana24 Janoary 2021
COVID-19 eny am-bava-ady: antsafa niarahana tamin'ny Vokovoko Mena ao EkoatoraMisedra fanamby maro ny rantsana ao Ekoatora manampy mpifindra monina.Mpanoratra Gabriela Mesones RojoNandika Stephanie Crane, Imanoela Fifaliana15 Janoary 2021
Andrana tefiendrika ato amin'ny Global Voices, sy ny karazana “Skinny Post” (Lahatsoratra Manify)Lahatsoratra vaovao GV tsy asiana tsanganana, ahoana no hevitrao?Mpanoratra Jer ClarkeNandika Imanoela Fifaliana06 Janoary 2021
Lahatsary fohy nataon'ny tanora Kambodziana hampahafantarana ny ady atao amin'ny fanelezana vaovao diso momba ny COVID-19Lahatsary 14 niatrika famaranana tamin'ny fifaninanana fanamby media sosialyMpanoratra Mong PalatinoNandika Imanoela Fifaliana01 Janoary 2021