Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Novambra, 2018
Vaovao Avy Amin'ny Tontolon'ny Blaogy Sinoa
Vaovao Avy Amin'ny Tontolon'ny Blaogy Sinoa
Fidirana Amin'ny MSN Space ao Shina
Maro ny olona nilaza fa tsy afaka miditra amin'ny blaogy MSN Space-ny na miatrika fahasarotana amin'ny fidirana, ao anatin'izany i Nina Wu, anabavin'ilay blaogera voasambotra sady mpiara-miasa amin'ny Global Voices Hao Wu, miaraka amin'ny blaogera MSN maro nanamarina ilay olana.
Miblaogy mikasika an'i India, NRIs, Bokkywood sy ny Cricket An-dranomandry
Sasany amin'ireo zavatra jerentsika ao anatin'ity fanaovana bango tokana ity ny mpanangona blaogy vaovao, ohatrinona ny mividy trano ao Bangalore, ny NRI, ny Bollywood Anglisy, ny cricket an-dranomandry.
India: Wal-mart, Bangalore ary BarCamp Bangalore II
Sasany amin'ireo lohahevitra jerentsika ao anatin'ny fibangoana an'ity herinandro ity mikasika ny zavatra Indiana rehetra ny Tombontsoam-Pirenena, Wal-Mart, Aterineto, Barcamp, Bangalore sy ny Bollywood.
Tabatabam-blaogy avy any Azia Atsimo
Sahirana tamin'ny fanoratana mikasika ny teknolojia, lamaody, toekarena sy sarimihetsika ireo blaogera Aziatika Tatsimo tamin'ity herinandro ity.
Fanaovana Bango Tokana ny Blaogy Aziatika Tatsimo
Fanaovana Bango Tokana ny blaogy Aziatika Tatsimo
Kambodza: Fimailo tsy maintsy ampiasaina ary famoretana manoloana ny fivarotantena
Nampiasa ny Aterineto mba hampahafantarana ny toe-piainany sy ny ady atrehany hitakiana ny zony ireo kambodziana mpivarotena.
Antso Ho An'ny Fisoratana anarana: Vovonana An-tampony amin'ny Fifaninanana ao Etazonia
Te-hanambara ny fanokafana ofisialy ny Vovonana An-tampony amin'ny Fifaninanana ao Etazonia aho. Hetsika ofisialy iray amin'ny Fihaonana An-tampony Maneran-tany mikasika ny Orinasan'ny Fampahalalambaovao (WSIS), hisy any aminà firenena mihoatra ny 150 manerana izao tontolo izao ilay Fifaninanana An-tampony.
/ Pakistana: Fialofana ho an'ireo tra-boina noho ny horohorontany
Pakistana: Fialofana ho an'ireo tra-boina noho ny horohorontany. Tanterahan'ny vondrona mpinamana vitsivitsy manerana an'i Pakistana, Etazonia sy Royaume-Uni ity hetsika fisantarana ity
Pakistana: Blog-o-mobile
Pakistana: Blog-o-mobile