Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

imanoela fifaliana · Septambra, 2017

imailaka imanoela fifaliana

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Septambra, 2017

28 Septambra 2017

Ogandà: Nahazo Ny Loka Kennedy Ny Pelaka Iray Mpiaro Zon'olombelona

Voafantina tamin'ilay Loka 2011-n'ny Zon'olombelona Robert F. Kennedy, i Frank Mugisha, Pelaka Ogandey iray mpikatroka. Mitatitra i Haute Haiku.

27 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain. (10/03/06)

Raha toa ka nahita fahombiazana lehibe ilay fampanantenana nataon'i Haitham Sabbah mba hampiditra an'i Palestina amin'ny Blogger, Yahoo sy MSN, mbola miady amin'ny devoly miaraka amin'i Mullas foana i Mahmood, manohitra ny Lalàna Manokana vaovao ao Bahrain!

18 Septambra 2017

Bangladesh: Ny Lalàna Mikasika Ny Fananàn'ny Fahavalo Sy Ny Tondradrano

Nanodinkodina ny lalàna tamin'ny alalan'ny fanampian'ireo manampahefana mpanao kolikoly ato amin'ny fanjakana ireo mpampanjana-bola mba hakàna ny fanànan'ireo tompony ...tamin'ny fanondroana azy ireny ho toy ny « fahavalon'ny Fanjakana ».

17 Septambra 2017

Martinika: Ny Antoko Sosialista an'i Segolene Royal sy ny Fankahalàna ny Pelaka

Eny, izany tokoa no olana : ny mahafantatra raha hitàna ny teniny... Satria mampanantena zavatra maro antsika mandrakariva, kanefa tena zara raha misy mampihatra azy ireny ireo mpanao politika.

Madagasikara: Fiarahamonina, Maha-izy Azy Ary Ny Zanaka Ampielezana Malagasy

“Feno fomba fijery ratsy mikasika ireo Gasy mipetraka any Andafy manerana ny tranonkala sy ny tontolom-bolongana, tsy andeha hiverina haka indray ireo hevitra nalaina tany an-kafa aho, fa amin'ny ankapobeny, iombonako hevitra ilay hoe rehefa tsy manana zavatra tsara ho lazaina isika, aleho lavitra mangina..."

Vonona Ho Amin'ny Raharaham-barotra i Afrika!

Miblaogy mikasika ny fandraharahana ao Afrika aho ary mamaky am-pifantohana tsara ireo blaogy maro liana amin'ny tontolon'ny varotra eo amin'ity tanibe ity

03 Septambra 2017

Ny Faran'ny Fivezivezen'i Devon Matthews, Trinidadiana Mpihira Soca

Nentina haingana tany amin'ny Toby Ara-pahasalamana St. Clair ilay ranamana 36 taona, saingy tsy avotra tao izy.