«Tsy asehon'ny haino aman-jery izay tena zava-misy marina any amin'ireo vondrom-piarahamonina indizeny»"Miantraika amintsika rehetra ny fiovàn'ny toetrandro"Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana30 Septambra 2022
«Izahay vahoaka indizeny no ampangain'ireo media ho niandohan'ny afo»Saino hoe tokony handray anjara amin'ny fisorohana afo ny mediaMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana27 Septambra 2022
Manandratra avo ny Teny Moore i Alhassan Alidu amin'ny alalan'ny fitondrana izany an-tseraseraAmpidirin'i Alhassan Alidu ho anaty tontolo nomerika ny fiteny Moore Mpanoratra Anokha Venugopal Nandika Imanoela Fifaliana22 Septambra 2022
Tovovavy iray mpanentana anaty onjampeo, mangataka amin'ireo media mba haneho ny tsy fahampian'ny tolotra ara-pahasalamana ao Gran ChacoTolokevitra hahitana misimisy kokoa any anatin'ny media bôliviàna ny soa entin'ny fitsaboana nentindrazana Mpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza Cladera Nandika Imanoela Fifaliana16 Septambra 2022
Trinite & Tobago: renim-pianakaviana iray niaiky fa namono ny zanany, niteraka adihevitra ny momba ny herisetra, ny fahaketrahana, ary ny fahantrana sy ny aretin-tsaina"Mampalahelo fa namoy ny ainy tamin'io fomba io ny zaza iray".Mpanoratra Flora Thomas Nandika Imanoela Fifaliana15 Septambra 2022
Fanafoanana ny fanjanahana angondrakitra mba hiadiana amin'ny didiko fe-lehibe nomerikaLàlana mankany amin'ny tsindrihazolena sy famoretana ny fanarahamaso angondrakitra ataon'ny fanjakanaMpanoratra Reyhan Topal Nandika Imanoela Fifaliana14 Septambra 2022
Miafara amin'ny fanakatonana ny tanàna manontolo ny traikefan'i Shanghaï mikasika ny modely tetezamita fanarahamaso ny COVID-19Hametraka fepetra hentitra fanarahamaso ny valanaretina amin'ny ho avy azo vinaniana i Shina.Mpanoratra Oiwan Lam Nandika Imanoela Fifaliana12 Septambra 2022
Undertones: Tsy tapitra ny hetsika fanoherana ady ao Rosia, hoy ireo Rosiana mpikarokaFa nohon'ny tsy fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety, sarotra ny hahalala izay zava-mitranga. Mpanoratra Civic Media Observatory Nandika Imanoela Fifaliana09 Septambra 2022