Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

imanoela fifaliana · Avrily, 2020

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Avrily, 2020

Fanamarihana avy ao Kazakstana: Voromailala, famonoana otrikaretina ary COVID-19

Tranga fanararaotan'ny fanjakana hanehona ny heriny ny COVID-19, kanefa mampibaribary ny fahalemeny ihany koa. 

Mahazo tohana avy amin'ny Fiangonana Ortôdôksa Rosiana ireo vondrona manohitra ny vaksiny any Balkana

Arovan'ny Fiangonana Ortodoksa Rosiana ny zon'ireo Ray aman-Dreny hisafidy ny tsy hanao vaksiny ny zanany.

Nomad Green: Fifaninanana lahatsoratra famakafakana mikasika ny fahalotoan'ny rivotra

Mankahery ireo olontsotra mpanao gazety mba hanao tatitra mikasika ny fahasimban'ny tontolo iainana any amin'ny fireneny ny Nomad Green, ilay nahazo famatsiambola avy tamin'ny Rising Voices tao Mongolia. Natomboka tamin'ny 01 Janoary 2011 ny fifaninanana fanoratana lahatsoratra famakafakana mba hanomezana valisoa ireo olontsotra mpanao gazety sy mpandray anjara mendrika izany.

Fiovàn'ny mpitantana ny Lingua Arabo!

Fanolorana an'i Mariam Abuadas, mpitantana vaovao ny Lingua Arabo!