Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Janoary, 2014
Fenitra Any Tibet Sy Ny Faritr'i Uyghur Ny Fahatapahan'ny Aterineto

Any amin'ny faritra Andrefan'i Shina ao Uyghur sy Tibet, dia akatson'ny fanjakana ny Aterineto ho valin'ny hetsi-panoherana sy ny korontana.