Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Aogositra, 2017
Mivoaka Mpandresy amin'ny One World Media Awards Ny WITNESS/Global Voices Human Rights Video Hub.
Ny 14 Jona 2007, nahazo ny lokan'ny tetikasa tsara indrindra ho an'ny media vaovao nandritra ny One World Media Awards tany Laondra ilay tetikasa santatra «WITNESS/Global Voices Human Rights Video Hub »
Maraoka: Herinandron'ny ”Vao Sambany”
(Lahatsoratra tamin'ny Mey 2007) Tamin'ity herinandro ity, tao amin'ny tontolon'ny bilaogy amin'ny teny anglisy ao Maraoka, dia resahana be ny mikasika an'i Rachida Dati, ilay sambany minisitry ny fitsarana frantsay manana...
Krizy Nokleary sy Aloky ny Ady Tao Amin'ny Tontolon'ny Blaogy Iraniana
[...] imbetsaka isika no naheno olona nilaza fa tsy mitovy amin'i Iràka sy Afghanistan i Iràna ary tsy ho sahy ny hanafika izany ry zareo [...]
Meksika: Mamaly Ilay Fisantarana ”Faran'ny Herinandro Mahafinaritra” Ny Mpampiasa Aterineto
Mihevitra aho fa marikana tsy fahaizana mijery lavitra ara-politika misy aloka fifidianana io, manao zavatra tsara amin'ny farany, raha toa ka afaka nanao azy ireny tamin'ny fiandohan'ny fe-potoam-pitondràny izy.
Tiorkia: Am-panoratana Mikasika Ny …. Sakafo Sy Ny Mozika
Ndao hiresaka mikasika ny sakafo sy mozika Tiorka: ireo fahafinaretana tsotra azo amin'ny fihinana mofo miaraka amin'ny menaka ôliva vao, ny tantaran'ny zavapisotron'ny firenena Tiorka, Raki, ary ny fitovian'ity fRaki ity sy ny henabaolina.
Bahrain/Arabia Saodita: Orana Orana, Mialà Tany!
Nitondra orana, tafiotra ary vovoka ho an'ny Faritany Atsinanan'i Arabia Saodita sy ny manodidina an'i Bahrain ny tolakandro omaly, ka niteraka resabe tao amin'ny Twitter sy tambajotra sosialy hafa.
Mahay Mandihy Ry Zareo Tahitiana!
Fanehoana mahalaza tsara ny endrka vohitra nentindrazana tahitiana i Tiki Village (Vohitr'i Tiki), toerana ahafahan'ireo mpizahatany manatrika fampisehoana zavakanto isankarazany : tombokavatsa, mozika ary mazava loatra, ny dihy
Senegaly: Tsy Noraisina Ny Vatom-pifidianan'ny Kandidà Iray
Faniriana hahazo toerana minisitra no nanosika tsy hanohitra ny vokatry ny fifidianana.
Iran: Ahiahy Momba Ny Ady Sy Ny Zon'olombelona
Mitombo isanandro ny ahiahy ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Iraniana momba ny ady eo amin'i Iran sy Etazonia.
Sary Avy Any Goiana Frantsay: Tandremo Ny Zanakareo
''Araho maso na... fatory ny zanakareo.''