Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Mey, 2022
Tsy hanohitra ny fandisoana ny vaovao mandritra ireo fifidianana ho avy ao Kenià ny Twitter sy Facebook
Na dia mitombo haingana aza ireo mpampiasa media sosialy ao Kenià, tohizan'ny Facebook sy ny Twitter ny fanolorana fepetra tsy mahomby sy tsy fampiasana vola betsaka amin'ny ady hanoherana ny fandisoana vaovao mifandraika amin'ireo fifidianana.
Sambany namoaka ny zom-pirenena faharoa ananany ilay bilaogera Ejiptiana voafonja, Alaa Abdelfatah, raha efa saiky ritra ny faharetany
Taorian'ny 3000 andro laniny tany am-ponja hatramin'ireo fikomiana tamin'ny 2011, nanefa sazy dimy taona an-tranomaizina i Alaa tamin'ny 2019 ary nosamborina tamin'ny faramparan'io taona io taorian'ireo fihetsiketsehana manohitra ny governemanta.
Nahoana no mbola tsy nataon'i Jamaika ho maherifom-pirenena foana i Bob Marley ?
Ny fitaoman'i Marley ho amin'ny fahatongavan-tsainan'ireo Mainty, ny "fikatrohany an-tononkira", ny fanehoany ny reggae sy ny rastafari, ary koa filôzôfiany "One Love", no voatanisa tao anatin'ny fikasàna tokony hanaovana azy ho maherifom-pirenena
Famonjàna ankizy : nahoana ireo olon-dehibe Salvadoriana no tsy miraharaha an'ireo tanora voarohirohy anaty asan-jiolahy
Fotoana izao hanovàna ny fomba fijerintsika an'ireo ankizy taiditra anaty andian-jiolahy.
Taratasim-Baovaon'ny RV: Fifantohana amin'ny fahafahana miditra amin'ny nomerika
Ezaka fampiatiana nomerika, fanomezana aina vao, sy maro hafa!