Imanoela Fifaliana · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Jolay, 2019

5 taona niarahana tamin'ny GV

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Jolay 2019

Nahatsapa ho maivamaivana handray anjara ao anatin'ny GV araka ny fahafahako sy izay hetahetako: Ady amin'ny fanavakavahana, ho an'ny zon'ireo LGBT, mba hisian'ny politika andraisan'ny rehetra anjara misimisy kokoa, ary fomba fijey manaraka vaninandro ananan'i Eorôpa momba an'i Brezila. ..Tiako ireo mpiray tanindrazana amiko mba hanana fomba fijery hafa!!

Lohataona : Ny nahasarihan'ny arabo ny saiko

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Jolay 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Oktobra 2014) Somary hafahafa ihany ny namaky imailaka iray nanasa ahy hanoratra zavatra momba izay nihaonako voalohany tamin'ny GV. Hafahafa noho ny antony ara-potoana. Vao...