Lahatsoratra farany an'i Imanoela Fifaliana tamin'ny Jolay, 2017
Lahatsary Avy Any Benin: Fetin'ny Vahoaka
Fety iray goavana ara-kolontsaina maka ny maha-izy azy avy any anatin'ireo fahasamihafàna ara-kolontsaina samihafan'ireo fombandrazana sy kolontsaina ao Benin ny Fetin'ny Vahoaka.
Arabisc: Fitetezana An-tsary Ny Ao Afovoany Atsinanana
Isaky ny sary tsirairay mamintina be lavitra noho ny teny an'arivony ny hasarobidiny, miomàna hanao fitetezana kisendrasendra, izay afaka hamenoana pejy maro anaty boky. Ooops...ny tontolon'ny habaka mantsy no tiako ambara e.
Tsingerintaonan'ny Rivopanovàna Silamo sy Ireo Iraniana Bilaogera
''Voalaza fa natao hanomezam-boninahitra ny vahoaka Iraniana ilay rivopanovàna saingy mihamaro ny vahoaka mijaly mafy noho ny olana ara-toekarena sy ny fahantrana'', hoy i Maryam Shabani.
Rosia: Lamasinina Ambanin'ny Tany (Metro) Lezginka
Lazaina ho avy amin'ny Repoblikan'i Dagestan ahitàna karazana foko maro no fiavian'ny Lezginka, saingy malaza be manerana ny faritra Kaokazy
Latvia: “Halves”
Trano iray, tontolo roa...ary tanàna niova anarana matetika
Omen'ny Mponina ao Dhaka Karatra Mena Ny Ben'ny Tanàna Fa Tsy Mahavita Mifehy ny Aretina Entin'ny Moka
"Tsia, ry Ben'ny tanàna, tsy misy olona niantso anao handeha hanamboatra ny lay aromoka isan-tokantrano. Nomena andraikitra ianao hanomo ny moka ka araka izany tsy lay aromoka no takianay..."
Manopy Fijery Any Pôlônina: Fotoana Fanamboarana Pączki
Ary mba ahoana no fomba fankalazan'ny firenenareo ny fotoana farany mialoha ny Karemy?
Fomba Vaovao Mihitsy No Iheveran'ireo Vehivavy Ejiptiana ny Fisaraham-panambadiana
Tany aloha, nolazaina fa lehilahy iray ho an'ny vehivavy efatra no nisy tao Ejipta.
Rosia: Tò Ny Nofinofin'ny Bilaogera Iray
[...] Raha ny mahazatra, manoratra ry zareo hoe hadisoam-panantenana ny nofinofy iray lasa tena izy[...] Ny Mauser dia zavatra iray tsy niomànana / miseho eo no eo. Nitifitra ianao dia mahatsiaro faly
Sakafo An-dalambe Avy Ao Panamà, Mandoo Avy Any Korea, Ary ny Lahatsary Hot Pot Avy Any Shanghai
[...] Ny Semla, tany ampiandohany, dia sakafo fihinana fotsiny rehefa Talata Matavy, ho toy ny fety fisakafoanana mialoha ny Karemy. Kanefa, niaraka tamin'ny Protestantisma, natsahatr'ireo Soedoà ny fanajàna ny Karemy...[...]