Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Aogositra, 2023
Any Ozbekistana, sady tsangambato ho an'ny fanaingoana anatiny ihany koa ireo trano tranombakoky ny literatiora
Ao Ozbekistana, ny tranon'ireo mpanoratra malaza ihany koa dia tsangambaton'ny maritrano anatiny nentim-paharazana Ozbeky, izay azo tsidihana ary manainga fanahy ireo Ozbeky rehefa hanaingo ny tranon'izy ireo.
Raha ankatoavina, ny ratsy no betsaka ho entin'ilay tolodalàna momba ny bilaogera ao Tajikistan
Tato anatin'ny taona vitsivitsy izay, nahitàna fihemorana be ny momba ny fahalalahana ara-pôlitika sy ny fahalalahan'ny fanehoankevitra amin'ny ankapobeny ao amin'ny firenena