Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Avrily, 2024
Diapora rosiàna nanatevina laharana ireo fihetsiketsehana erantany nanamarihana ny tsingerintaona voalohan'ny fananiham-bohitry ny Rosiàna any Okraina
Ho fanamarihana ny tsingerintaona voalohany an'ilay fananiham-bohitra rosiàna tao Okraina, miditra an-tsehatra amin'ireo hetsipanoherana imasom-bahoaka maneran-tany ireo Rosiàna any am-pielezana, indrindra fa ireo ao Berlin sy Prague
‘Lobster gate’ ao Tiorkia, miteraka resabe momba ny tsy fitoviana ara-toekarena
Raha miharatsy ny krizy vokatry ny fidangan'ny vidim-piainana ao Tiorkia, Rtoa Şebnem Bursalı, depiote avy amin'ny antoko eo amin'ny fitondràna kosa, tafiditra anatina fanakianana avy amin'ny vahoaka rehefa namoaka sarina 'orana' (lobster) iray
Sakana iray manelingelina ny famotehana ala sy vongan-dranomandry ataon'ny Milei ny fanoheran'i Arzantina
Tsy mbola vitan'ilay filoha "ultra-liberal" ny nampandany tao amin'ny Kaongresy ireo fanalefahana ny lalàna momba ny tontolo iainana
Horohorontany tany Tiorkia : Herintaona lasa izay, fampanantenana poakaty, fiainana simba
Araka ny voalazan'ny Minisiteran'ny Tontolo Iainana sy ny Fanajariana ny tany, 46 000 monja tamin'ireo trano fonenana 300 000 nampanantenaina no vita hatreto, ka mamela ireo sisa velona marobe tamin'ny horohorotany ho any anatin'ireo trano fialofana vonjimaika, kaontenera sy tranolay.