Te-hiteny handà ny ady ireo Rosiàna mpampiasa media sosialy ankehitriny saingy tsy tena milaza izanyMilaza ny mpitsara fa EKENA ny manohitra ny trondro Mpanoratra Daria Dergacheva Nandika Candy26 Oktobra 2022
Fahafatesana tampok'ilay Haitiana mpihira ‘Mikaben’, mamela fahabangàna lehibe anatin'ny tontolon'ny mozika"Mpanakanto namiratra. Lehilahy tsara kokoa mihitsy aza.'Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Candy24 Oktobra 2022
Lavitra ny akany, manirery: Kambodziàna mpianatra ao Thaïlandy, mizara ny niainan-dry zareo ny fihibohana vokatry ny valanaretinaMarobe no nahatsapa ho natahotra, nanirery, ary sorena noho ireo fameperana mandrera-tsaina.Mpanoratra Prachatai Nandika Candy18 Oktobra 2022
Niteraka hatezeran'ny vahoaka Gambiana ny fahafatesan'ireo ankizy miisa 69 vokatr'ilay odi-kohaka vita avy tao India.Misy fifaindraisany tamin'ny odi-kohaka namboarina tao India ireo fahafatesana, hoy ny OMSMpanoratra Sainey Marenah, The Alkamba Times, Foday Manneh Nandika Candy18 Oktobra 2022
Fanafihana farany nataon'i Tiorkia tamin'ny zavakanto : governoran'ny faritra iray nanafoana fetiben'ny mozika efa nandrasana hatry ny elaNivoady ny hampiakatra tribonaly ilay fanapahankevitry ny governora ireo mpikarakara ny fetibe Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Candy11 Oktobra 2022
Nahoana no mbola maniry ny hahalàny an'i Bukele ny ankamaroan'ireo Salvadôriàna, na nitombo aza ny fanaovany didiko-fe-lehibeFomba fijery salvadôriàna miteraka resabe momba ny itiavan'ny olona handany indray ny filohaMpanoratra Eddie Galdamez Nandika Candy08 Oktobra 2022
Habaka Twitter : Ny fiteny okraniàna sy ny dikany erantanyAo anatiny sy ivelany, mihoatra ny 40 tapitrisa no miteny okrainiànaMpanoratra Sydney Allen Nandika Candy08 Oktobra 2022