Candy · Novambra, 2022

Currently doing multimedia studies, and translator for Global Voices Lingua Malagasy.
You can read her Malagasy blog here or her English blog here

imailaka Candy

Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Novambra, 2022

Fatiantoka sy Fahapotehana ao Karaiba: Hitanay, Tsapanay ary fantatray izany

Ny Tetezana - The Bridge  13 Novambra 2022

Tao Karaiba, nisy fiantraikany ratsy be ny olan'ny toetrandro, tamin'ny famokarana sakafo, ny fahasalamana, ny rohivoary, ny fizahantany, ny fahafahana mahazo rano fisotro, ny famokarana herinaratra, ny fitadiavana fivelomana, ny fahafahan'ny olombelona mamokatra, ireo fototdrafitrasa tena ilaina sy ny fampandrosoana ara-toekarena.