Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Septambra, 2011
Ejipta: Ireo Fifandraisana tsy an-kiteny eny an-dàlana
Isika amin'ny maha-olombelona dia manana ny fahafahana mifandray amin'ny alalan'ny teny tononina. Na izany aza, ao anatin'ny tanàna be olona sy maresaka toa an'i Cairo, mila mampiasa fomba fiteny hafa ankoatry ny teny tononina isika mba hifandraisana. Tarek Amr dia mandinika akaiky ny fifandraisana amin'ny fihetsika ampiasaina any amin'ny faritra manoaka ary ny fifandraisana amin'ny "klaxon".