Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Mey, 2016
Tantara iray Momba Ireo ‘Olona Tsy Fantatra Anarana izay Miaina, Mitia, Manohitra Sy Miady’ Ho An'i Syria
"Kely no mba rentsika momba ireo izay manohitra, manorina ary manangana indray ny firenena, ao anaty vanimpotoana miha-sarotra," hoy ilay mpikatroka, mpanao gazety, sady mpanoratra ho an'ny Global Voices, Leila Nachawati Rego momba ilay tantara vaovao nosoratany