Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Marsa, 2023
Misy mitanila ve ny “OpenAI” ? Izahay no nisolo tena anareo nanamarina izany
Notrandrahan'ny Global Voices ny fomba nataon'ny AI iray mpamokatra sary namoronana sary avy amina fiteny samihafa. Fehezanteny iray no notendrenay tamina fiteny sivy samihafa ary nahazoana valiny tena samihafa.