Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Mey, 2010
Aostralia: Manaitra ireo mpanan-karena Aostraliana i Bob Geldof
Niteraka resa-be ilay mpihira malala-tànana Bob Geldof tamin'ny fandàlovany tany Aostralia tamin'ity herinandro ity: Niteny SIR Bob Gedolf fa vendrana ara-toekarena i Aostralia amin’ny fanafarana ny hery enti-mamokatra any ivelany...
Egipta: Fampiasàna ireo fitaovana media amin'ny aterineto mba hanavotana olona voasambotra
Vao haingana izay tamin'ity volana ity, nikarakara hetsi-panoherana teo anoloan'ny Antenimieram-Bahoaka Ejipsiana ny avy ao amin'ny Hetsiky ny Tanora ny 6 Aprily, nitaky fahalalahana ara-politika bebe kokoa sy fampitsaharana ny “lalànan'ny...
Amerika Latina: Fankalazàna ny Andron'ny Aterineto isam-paritra
Ny Andron'ny Aterineto dia hetsika fanao any Espana nanomboka tamin'ny taona 2005 ka niparitaka maneran-tany izay isaorana ny Firenena Mikambana, nanondro ny 17 Mey ho Andro Iraisam-pirenenan'ny Fiaraha-monin'ny fampahalalam-baovao. Tamin'ity...
Jeritodika maimaika amin'ny tontolon'ny blaogy rosiana tamin'ny 2009-2010
Ity tatitra ity dia nosoratana ho anisan'ny noresahina momba ny Aterineto Rosiana nandritra ilay Vovonana 2010 an'ny GV momba ny media-n'ny olon-tsotra. Alexey Sidorenko, nanolotra tamin'ny Vovonana iraisam-pirenena GV tany...