Lahatsoratra farany an'i Candy
Hafatra avy amin'i Malka Older, tale mpanatanteraka vaovao ato amin'ny Global Voices
Mpamaky no nahatongavako voalohany tato amin'ny Global Voices, arakaraky ny nahafantarako azy no vao mainka nampitombo ny fitiavako
Gaza : fitantaràna ady nahafatesana mpanao gazety betsaka indrindra
Ny fanafihan'i Israeliàna amin'izao fotoana izao no lasa ho ny fifandonana nahafatesana mpanao gazety betsaka indrindra voarakitra an-tsoratra hatreto.
Nalaky loatra ve ny nanadinoan'i Namibia ny fandripahana?
Nahoana no ela be taorian'ny fahaleovantenany i Namibia vao mahatsiaro ilay fandripahana namoizany ny efa ho 76 isanjaton'ny vahoaka Nama sy Ovaherero?
Aostraliàna mpanao gazety, mitokona mitaky fepetram-piasàna sy karama tsaratsara kokoa
"Tsy maneho ny maha-tomponandraikitra no sady tsy misy fanajàna ny fanasaziana ny olona tena ianteheran'ny orinasa mba hampahomby ny fikatsahany tombontsoa "
Vehivavy roa atleta vao avy nandrombaka ny medaly ôlaimpika voalohany ho an'i Ste Lucia sy Dôminika
Julien Alfred avy ao Ste Lucie no nahazo fandresena miezinezina sy manan-tantara tamin'ny 100 metatra, raha i Thea LaFond avy ao Dôminika kosa nahazo koa ny volamena tamin'ny taranja in-telo mandingana, sokajy vehivavy.
Fanalavàna ny faharetan'ny tetezamita ao Afrika Andrefana: fandalinan'i Komlan Avoulete
Hatramin'ny 2020, maro ireo andiana fanonganam-panjakàna niainan'ny faritra andrefan'i Afrika: Mali, Borkina-Fasô, Gunea ary Nizera. Hatramin'ny androany, tsy nisy tamin'ireo firenena ireo mba nanao fifidianana.
Hamantatra an'i Kensa Broadhurst: Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'ny mpikatroka iray ho an'ny fiteny Kôrnika
Mihamitombo ny fahitàna ny fahasamihafàn'ny fiteny ao Eorôpa. Ny fanentanana @EuroDigitalLang an'ny Rising Voices dia manasongadina ireo fitantaràna avy amina mpikatroka iray ho an'ny fiteny, izay hizara ireo hetsika nomerika natao ho an'ny fiteny Cornish.
Taïwan sy Borkina Faso: tantara diplaomatika misaritaka
Tany amin'ny andian-taona 60 dia hita tao Afrika i Taïwan, saingy zara raha misy tsaroana ny amin'izany vanimpotoana izany, araka ny fanazavan'i Dramane Thiombiano, Borkinabe mpikaroka mipetraka ao Taïwan.
Mihoatra lavitra noho ny maha-zavapisotro fanàla hetaheta fotsiny azy ny dite ho an'ireo Jamaikàna maro
Ny "Bush tea" - tambavy sotroina noho ny antony ara-pahasalamàna, nefa koa ankafizin'ny maro - dia mamàka lalina ao anatin'ny fombandrazana sy ny tantaran'ny Jamikàna, isan'izany ny lova afrikàna ananany
Ratram-po nahazo vehivavy jamaikàna iray lasa aingampanahiny nanorenana ‘Faribolana Fiahiana’ ho an'ireo sisampatin'ny fanararaotana ara-nofo
Noho i Alicia Bowen-McCulskie izy tenany niharan'ny fanararaotana ara-nofo ihany koa, “dia naminavina toerana azo antoka sy hirika ho an'ireo vehivavy na ankizivavy mba hidirany hahazo tohana ara-tsaina, fitaovana ary fikarakaràna ilainy hanamoràna ny fizoran-dry zareo mankany amin'ny fahasitrànana”