Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Septambra, 2015
Mampifanatona Hifanakaiky Kokoa Ny Fara-andron'ny “Lalampanorenan'ny Fandriampahalemana” ao Japana
Nilahatra nameno ny arabe ireo mpanao hetsi-panoherana, ary nanjaka tao amin'ny antenimiera Japoney ny sakoroka satria nikasa hampandàny ny lalàna vaovao izay hanome alàlana an'i Japana handeha hiady ny governemanta iaraha-mitantana tarihan'ny Praiminisitra Shinzo Abe
Iràna: Vehivavy Mpikatroka Mafàna Fo Ao Amin'ny Facebook Manazava Amin'ny Antsipirihany Ny Nahazoany Sazy Fito Taona An-Tranomaizina
Nanambara ny iray tamin'ireo valo mpikatroka mafàna fo tao amin'ny Facebook, izay namoahana sazy tamin'ny 2013 hifonja mandritry ny taona maro noho ny fanehoankevitra sosialy sy politika tao amin'ny pejiny Facebook, fa nandritry ny fotoana nitazonana azy dia nolavina ny hahazoany mifandray aminà mpisolovava, ary nalaina am-bavany momba ny fiainany...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...