Candy · Febroary, 2013

Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Febroary, 2013

Arabia Saodita: Ny Hopitaly Mamindra VIH, Ny Minisitra Manome iPad

Zazavavy vao 13 taona monja i al-Hakami no tratran'ny VIH rehefa nampidirana rà tao amin'ny hopitaly iray ao Jizan, any atsimon'i Arabia Saodita. Niteraka savorovoro tany amin'ireo tranokalanà media sosialy ity raharaha ity rehefa nitsidika azy ka nanolotra azy iPad ho toy ny fanomezana, ny minisitry ny fahasalamana.

24 Febroary 2013