Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Jona, 2011
Japana: Ny Hazakazaka Fiarakodia Amin'ny Alina Ho Kolotsaina Vaovao
Tsy zavatra ampifandraisin'ny olona matetika amin'ny fiainana amin'ny alina sy ny zanan-tsampan'ny kolotsaina ny hazakazaka fiarakodia, tsy izany kosa ny an'ireo mpikambana ao amin'ny vondrona Mpihazakazak'i Tokyo amin'ny Misasak'alina (MRT). Namolaka ny làlan'i Tokyo ry zareo ireto amin'ny alin'ny faran'ny herinandro; fotoana izay tsy eritreretin'ny ankamaroan'ny olona hanaovana hazakazaka fiarakodia...
Aostralia: Mpanao gazety nosamborina noho ny sary tamin'ny Facebook
Aostraliana iray mpanao gazety voasambotra ary iPad nogiazana! Tsia, tsy i Julian Assange akory. Saingy ny fihaonana fohy teo amin'i But Ben Grubb sy ny manampahefana tao Queensland dia niteraka olana maro momba ny cyber ka isan'izany ny mikasika ny fiainana manokana sy ny fitoniana ho an'ireo fampahalalam-baovaon'olon-tsotra, ny fahefan'ny...
Fampidirana am-ponja ny mpitoraka blaogy sady mafana fo Andrzej Poczobut any Belarosia
Tamin'ny 6 Aprily i Andrzej Poczobut, Poloney mpifandray amin'ny gazety Poloney mpivoaka isanandro Gazeta Wyborcza any Belarosia sady mpitoraka blaogy mafana hajain'ny fiaraha-monina Belarosiana noho ny herim-pony mamatsy vaovao ny fampielezam-baovao fototra, dia nosamborina araka ny lalàna Belarosiana roa samihafa – noho ny fanompàna sy fampielezam-baovao tsy marina momba an'i Alexander...
Siria: Manomana Fanambaràna Any Antalya ny Mpanohitra
Andro iray monja taorian'ny nanambaran'ny filoha Bashar Assad ny famotsoran-keloka ho an'ireo gadra politika, mivory ny vondrona Siriana ahitàna ireo mpanohitra mba hanao ilay antsoin'ny tatitra iray hoe sori-dalàna ho an'ny tetezamita milamina sy demokratika ao Siria.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...