Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Jolay, 2011
Tanàna Ségou: Torohevitra mandritra ny andro avy orana
Nahavita nanao foiben'onjam-peo ny tetikasa vatsian'ny RV, Ségou Villages Connection tamin'ny alalan'ny "lecteur MP3" sy "carte mémoire" monja. Oumar Dembélé, iray amin'ireo mpitoraka blaogy vaovao ao amin'ny tetikasa dia manome fanampim-baovao momba ny loza roa nitranga tany amin'ireo tanàna Ségou, ary manome torohevitra mba hisorohana ny loza any aoriana.
Taiwan: Mpitoraka Blaogy Voasazy Nandoa Onitra 7000 dollars Noho Ny Fanoratana Tsikeran-tsakafo
Taiwanais mpitoraka blaogy iray no voasazy 30 andro an-tranomaizina sy fanaraha-maso roa taona ary onitra TWD200 000 (USD 7 000 eo ho eo) noho ny nanoratany tsikera momba ny sakafo tao amin'ny blaoginy.