Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Avrily, 2020
Taratasim-baovaon'ny RV : Fanentanana anaty media sôsialy hitrandrahana izay fifandraisan'ny zo nomerika sy ireo fiteny afrikàna

Ny gazetin'ny Rising Voices dia manome rohy mankany amin'ireo hetsika mila araraotina momba ny fampiatiana nomerika, anatin'izany ny fidirana sy ny fampiasàna ireo fitaovana nomerika, ary koa ireo fomba hafa sy hetsika ahafahan'ireo vondrompiarahamonina mandray anjara feno aty anaty aterineto.