Lahatsoratra farany an'i Candy tamin'ny Novambra, 2010
Thailandy: Fatin-jazarano 2000 tao amina toeram-pivavahana Bodista
Maherin'ny 2000 ireo zazarano nalàna tsy ara-dalàna tratra tao amin'ny toeram-pivavahana Buddhist tany Thailand, ary namelona indray ny adihevitra izany momba ny hoe sao dia efa tonga ny fotoana tokony hanavaozana ny lalàn'ny firenena momba ny fanalàn-jaza. Mizara ny heviny ireo mpampiasa aterineto.
Broney: Fikasana hamono tena miteraka resabe amin'ny aterineto
Niteraka resabe tamin'ny aterineto, indrindra tamin'ny Twitter sy Facebook, ny saika famonoan-tena nataona tovovavy iray tany Brunei. Mitsikera ireo hanihany "tsy misy fihantràna" sy ireo esoeso ataon'ny mpampiasa aterineto sasany momba izany ireo mpitoraka blaogy.
Palestiniana mpitoraka blaogy nosamborina noho ny fitsikeràna ny fivavahana Silamo tao amin'ny Facebook
Voasambotry ny mpitandro filaminana ny mpitoraka blaogy Palestiniana iray, Waleed Khalid Hasayin (solon'anarana: Waleed Al-Husseini), tovolahy 26 taona mpanao volo avy any Qalqilya, noho ny famoronana pejy facebook mitondra ny...
Japana: Manamasina ny finamananareo aho
Ho an'ireo izay mijery manokana ny sokajin'olona ara-sosialy, nisy iray vaovao indray noforonina: ny ‘mpivady mpinamana’. Ny teny tomo-fuhfu (ara-bakiteny ny tomo midika hoe ‘mpifanila na namana’ ary ny fuhfu...
Goatemalà: Tahirin-kevitra manazava ny momba fampanjavonana olona
Lasa fitaovana hiadiana amin'ny tsy fahazoana sazy ireo rakitra sy tahiry ofisialy, ka manome porofo ahafahana manenjika ireo mpanao ratsy. Nanampy tamin'ny famahàna raharaha iray momba ny fakàna an-keriny tany Guatemala ny fahazoana alalana amin'ny tahiry.
Indonezia: Horohorontany, Tsunami, Fipoahana Volokano ao anatin'ny 48 ora
Tamin'ity herinandro ity, tratran'ny tsy nampoizina i Indonezia rehefa nifanesy nianjady tamin'ny nosy ny horohorontany, tsunami sy ny fipoahana volokano tao anatin'ny 48 ora latsaka monja. Eritreretina ho mihoatra ny 500 ny maty ary fianakaviana an'arivony maro no mila famonjena maika.