Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Jona, 2018
Amerika Latina: Niresaka momba ny fahantrana ny Blog Action Day
Mila olona azo atokisana fotsiny izahay, mpitantana matotra, olona izay miasa ho an'ny tombontsoan'ny firenena iray manontolo fa tsy ho an'ny tombontsoany manokana.
Kolombia: Ny horohorontany no namantarana ny fisian'i Necoclí
Tamin'ny 2 Martsa 2011, nisy horohorontany nahatratra 5,5 amin'ny mari-pandrefesana Ritcher tany amin'ny faritr'i Antioquia, any avaratr'i Kolombia. Ny fisian'ny horohorontany vao fantatry ny maro ny kaominin'i Necoclí, toerana nisy ny ivony.
Lahatsary Mampiharihary ny Mombamomba Ny Ankizy Miaramila
Nanao fikarohana mombanà lahatsoratra kasaiko ho avoaka mahakasika ny ankizy miaramila aho, no nahita lahatsary tao amin'ny tranonkala fifampizarana lahatsary, izay voalaza fa fanadihadiana natao taminà adolantsento efa ankizy miaramila taloha.
“Ankehitriny efa mizotra mankany amin'ny fandriampahalemana izahay eto Colombia, ka tena zava-dehibe ao anatin'izany ny feon'ny vehivavy”

Singa iray tiako misongadina ny fandraisana anjara ara-politika. Niady ho ao amin'io lohahevitra io izahay satria tsy afa-nahatontosa izany aloha, saingy mbola miroso ho amin'izany izahay.
“Tsy hoe lasibatra ihany izahay, tsy hoe vitsy an'isa ihany izahay, vehivavy tompotany izahay”

"...vehivavy tompotany izahay, kolontsaina izahay, fomban-drazana izahay, fizakana ara-tany izahay, izahay no mpiaro sy mpiatoka amin'ny fikolokoloana an'i Neny Natiora."
Kolombia: Hetsika Fanoherana Ny Habibiana Atao Amin'ny Biby Fanaovana Fampisehoana
''Tao Bucaramanga, ny Alatsinainy 7 jolay 2008, nanao hetsika tamim-pilaminana ny fikambanana AHURA (Asociacion Humanitaria de Rescate Animal) ho fanoherana ilay sirka (Cirque) meksikana Hermanos Gasca izay mampiasa biby ao anatin'ny sasany amin'ireo fampisehoana ataony. ''