Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Mey, 2009
Amerika: Valin-kafatry ny faritra manoloana ny otrik'aretina H1N1
Na dia tany Meksika aza no nisy ny foiben’ny fihanahan’ny otrik’aretina H1N1 , mitady làlana hisorohana sy hanoherana azy ireo firenena hafa manodidina. Mijery akaiky amin’izay ataon’ny governemanta any aminy...
Kolombia: Fitantarana ny fiainana eny ambony kamiao
8ruedas logo Toy ny ahoana ny fiainana rehefa saika eny amin’ny làlam-be foana ny tena? Nanapa-kevitra ny hanao ity andrana ity ilay mpitoraka blaogy Francisco Cárdenas, fanta-daza amin’ny blaoginy Cine...