Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Septambra, 2020
(2010) Kolombia: Fanomezana virtoaly ho an'i Medellín noho ny faha 335 taonany
Nankalaza ny faha-335 taona niorenany ny tanàndehiben'i Medellín ny 2 Novambra 2010. Nosokafana tao amin'ny Twitter ny kaonty @cumplemedellin ahafahan'ny olom-pireneny misioka ny fanomezana fanamarihana tian'izy ireo atolotra ny tanàna noho ity fotoana ity. Inona no atolotrao ny tanandehibenao amin'ny "tsingerintaona" nijoroany ? Ny siokan'ireo olom-pirenena tao medellin iray volana mialoha ilay andro.
Kôlômbiàna sy Shiliàna mpitsabo aretin-tsaina, miangavy ny handraisana an-tànana ny fahasalaman'ny saina amin'ny fisorohana ny fanjifàna tafahoatra ireo vaovao (diso) momba ny COVID-19
Tao Shily, nitombo be ny fidorohana zavatra mahadomelina, ny alikaola, ny fanjifàna sigara, nanditra ny fihibohana