Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Janoary, 2019
Kolombia: Mamoaka Olontsotra Mpanao Gazety Mampiasa Haino Amanjery Maro ny Fifaninana Iray
Fifaninanana natao ho an'ny rehetra, na inona na inona zompirenena zakainy, mba hanoratra, hampiseho sy hamorona votoaty milaza amin'izao tontolo izao ny momba anà toerana iray miavaka ao Kolombia tsy ho fantatry ny besinimaro amin'ny andavanandro. Hita anatin'ity lahatsoratra ity ireo ohatra avy ao Chocó sy Antioquia.