Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Oktobra, 2014
Tselatra Namono Wiwa 11 Tao Kolombia
Namely tanàna kely indizeny iray ny tselatra tamin'ity herinandro ity, ka nahafatesana olona 11 ary 18 hafa naratra tao Sierra Nevada an'i Santa Marta, Kolombia.