Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Avrily, 2011
Kolombia, Faratampon'ny Fampitandremana Taorian'ny Oram-baventy
Anatin'ny mena faratampon'ny fampitandremana i Kolombia noho ny oram-baventy. Mponina aminà departemanta 28 no voadona mafy tokoa: tondradrano, tany mihotsaka ary fiakarana tampoky ny renirano sy ireo riandrano kely izay namela tra-boina maherin'ny telo tapitrisa sy sasany.