Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Novambra, 2015
Fantaro Ny Fikambanana Silamo Miroborobo Ao Buenaventura, Kolombia
Tsy mitovy amin'ny hafa ity fiarahamonina silamo ity. Tongasoa eto Buenaventura, ahitana fianakaviana Kolombiana taranaka Afrikanina eo amin'ny 300 eo izay niova ho silamo 40 taona lasa ho endrika fanomezan-kery manoloana ny fanilikilihana.