Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Jolay, 2016
Mitokona Manerana ny Firenena Ireo Mpamily Kamiao ao Kolombia
Nitokona nanomboka tamin'ny voalohan'ny herinandron'ny volana Jiona 2016 ny sendikàn'ny mpitondra kamiao sy ny mpitatitra entana ao Kolombia, niteraka vesatra goavana ho an'ny toekarem-pirenena izany.