Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2019

Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Desambra, 2019

Rehefa Oktôbra, feno vorona mpifindra toerana ny lanitr'i Kôlômbia

Mandritra ny volana Oktôbra, toerana itazanana seho iray goavana ny lanitr'i Kôlômbia noho ny fifindran-toeran'ireo vorona marobe toy ny ankoay sy ny voromahery.

Kôlômbia, tantara an-tsary iray miresaka ny fanarahamaso sy ny miralenta, manaraka ny gadona salsa

María Juliana Soto, mpamorona ny tantara an-tsary nomerika « Tour Delirio : Salsa y Vigilancia », niresaka tamin'ny Global Voices momba ny miralenta sy ny fanarahamaso ao Amerika Latina