Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Aogositra, 2010
Kolombia: miteraka resabe ny horonantsary mikasika ny fanipazana saka iray navoakan'ny Radio DJ
Nahatezitra ny mpitia biby tany Medellin, Kolombia ny video iray navoakan'i DJ Yohan Melguizo tao amin'ny valan-tseraseran'ny Facebook roa volana lasa izay .
Kolombia: fankalazana faha-53n’ ny fetin'ny voninkazo any Medellín
Notontosaina ny 25 Jolay hatramin'ny 28 Aogositra ny fankalazana faha-53n’ ny fetin'ny voninkazo any Medellín, Kolombia. Naharitra kokoa ny lanonana tamin'ity taona ity, naharitra 15 andro izany, ary nahitana fampisehoana...