Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Aogositra, 2013
Kolombia: Tongasoa Eto Amin'ny Tanànan'i Medellín
Iray amin'ireo toerana feno zava-mahaliana tamin'izay hitako ny tanànan'i Medellin, tanàna nahaterahako. Tsy izy no toerana tsara indrindra na toerana azo antoka indrindra eto an-tany, nefa tena mahaliana, feno hery...