Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Desambra, 2016
Mampiseho ny Lanonana Fampihavanana ao Kolombia fa ny Vahoaka no Mametraka ny Fihavanana, Fa tsy ny Fifanekena
"Mila fihavanana izahay ary handeha hanangana izany. Milokaloka izahay fa hanangana fihavanana "
Topimason'ny Lafiny Mampihomehy Amin'ny Krismasin'i Amerika Latina Ao Amin'ny YouTube
Hehy: Iray amin'ny singa lehibe indrindra amin'ny fankalazana ny krismasy amerikana latina.


