Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Oktobra, 2015
Ny Firenena No Atao Fitaratra : Fandalinan'ny Kôlômbiana Iray Ao Bristol
"Fa rehefa tonga amin'ny hoe hifindra monina fanindroany ianao, ny trano tena miraikitra ao an-tsainao sisa dia ilay iray farany izay vao avy nilaozanao. Ary dia tena latsaka anaty saritaka goavan'ny maha-ianao anao ianao"