Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Marsa, 2016
Fandriampahalemana ao Kolombia, Faran'izay Akaiky Indrindra
Ao anatin'ny dingana farany ary, enga anie, tsy iverenana intsony, amin'ilay zotra ho amin'ny fandriampahalemana, ezahan'ny governemanta kolombiana ny mijery sahady ny any aorian'ny ady, amin'ny alàlan'ny famadihana ilay Drafitra Kolombia ho Fandriampahalemana Ao Kolombia