Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Septambra, 2012
Fanentanana Vaovao Sy Teny Filamatra : Ny Valiny Dia Kolombia
Tamin'ny fiandohan’ny volana Septambra, namoaka lahatsary fanentanana vaovao ny Marca Colombia [es], sampan-draharaha ofisialin’ny governemanta miandraikitra ny marika Kolombia, ahitana teny filamatra hoe “Ny valiny dia Kolombia” [es] izany. Niteraka fanehoan-kevitra marobe tao amin’ny Twitter...